Aller au contenu

Môdernizasiôna

Avy amin'i Wikipedia

Ao amin'ny taranjan'ny siansa ara-tsôsialy, ny môdernizasiôna dia fivadihan'ny fiara-monina « taloha » na « nentin-drazana » ho lasa « moderna ».

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.