Sydney
Apparence
33°51′S 151°12′E / 33.850°S 151.200°E
Sydney (Aostralia) | ||
![]() | ||
Velarantany | 2 194,2 km2 | |
Isam-ponina | 4,698,656 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | ![]() | |
Faritany | Valesa Atsimo Vaovao | |
Faritra | NC |
I Sydney dia tanàna renivohitry ny fanjakana oostralianan' i any New South Wales ary misy mponina 4 700 000 tapitrisa eo ho eo (tamin' ny taona 2021), tanàna lehibe indrindra any Aostralia (tamin' ny taona 2021).
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/8/84/City_of_Sydney_Flag.svg/220px-City_of_Sydney_Flag.svg.png)
Niorina tamin' ny 26 Janoary 1788 i Sydney, izay foibe indostrialy sy ara-barotra ary ara-bola any Aostralia, ary toerana fizahan-tany lehibe. Oniversite sy tranombakoka ary galeria maro no hita ao amin' ity tanàna ity.
Tsiahy
[hanova | hanova ny fango]