Aller au contenu

Andro Vaovao

Avy amin'i Wikipedia

Ny Andro Vaovao dia vanim-potoana teo anelanelan' ny Andro Antenatenany sy ny Adro Ankehitriny feran' ny fotoana nahitan' i Cristoforo Colombo an' i Amerika tamin' ny taona 1492 (na ny fianjeran' i Kônstantinôpôly tamin' ny taona 1453) sy ny Revôlisiôna Frantsay tamn' ny taona 1789.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]